Solombavambahoaka Hanitriniaina Razafimanantsoa (Tiako I Madagasikara): MANGATAKA NY PRAIMINISITRA VAOVAO HIDINA ENY AMIN'NY KIANJA 13 MAI HANAO VELIRANO AMIN'NY VAHOAKA ~ "Mbola miala i Rajao fa sao hadinontsika ary tsy mivaky ny Députés 73. Raha fahaizana manana ny 13 Mai, raha fahendrena dia manana ny 13 Mai, faly ny mpanakorontana amin'izao fa ny 73 sy ny vahoaka tsy mivaky. Ny lalàm-pifidianana izay notakiana efa nivaly, ny governementa izay efa nangatahana noravaina dia efa rava, tsy hiady amin'ny MAPAR ny TIM tamin'ny fanendrena ny Praiminisitra, mangataka an'io PM vaovao io ho avy ety amin'ny 13 Mai hanao velorano amin'ny vahoaka Malagasy raha tena hanatanteraka ny hetahetany vahoaka marina, ary tsy manaiky ny minisitry ny HVM hiverina eo koa."
LUS AILLEURS ... VAOVAO - SERASERA
▼
mardi 5 juin 2018
[VIDÉO] - Fanehoan-kevitra mafana Solombavambahoaka Hanitriniaina Razafimanantsoa - Guy Rivo Randrianarisoa
Solombavambahoaka Hanitriniaina Razafimanantsoa (Tiako I Madagasikara): MANGATAKA NY PRAIMINISITRA VAOVAO HIDINA ENY AMIN'NY KIANJA 13 MAI HANAO VELIRANO AMIN'NY VAHOAKA ~ "Mbola miala i Rajao fa sao hadinontsika ary tsy mivaky ny Députés 73. Raha fahaizana manana ny 13 Mai, raha fahendrena dia manana ny 13 Mai, faly ny mpanakorontana amin'izao fa ny 73 sy ny vahoaka tsy mivaky. Ny lalàm-pifidianana izay notakiana efa nivaly, ny governementa izay efa nangatahana noravaina dia efa rava, tsy hiady amin'ny MAPAR ny TIM tamin'ny fanendrena ny Praiminisitra, mangataka an'io PM vaovao io ho avy ety amin'ny 13 Mai hanao velorano amin'ny vahoaka Malagasy raha tena hanatanteraka ny hetahetany vahoaka marina, ary tsy manaiky ny minisitry ny HVM hiverina eo koa."
Madagasikara.Malalako
Mankasitraka anareo mianadahy nitondra fanazavana fa tena very ny vahoaka. Aza mba mamadika sy mitsipaka ny fahatsorana sy fahatokisan'ny vahoaka toy ny sasany ka omaly miala Rajao nefa androany lasa misaotra Rajao tampoka. Mahereza fa fanata-bahoaka eny iany ny tena tia Tanindrazana mitolona marina sy ireo mpiady tombotsoa sy seza fotsiny.
RépondreSupprimer