Ity ny ampahany faha-telo tamin'ireo ampamoaka goavana nataon'ny Lietnà Kolonely Charles Andrianasoavina mikasika ny raharaha 7 febroary 2009. Natao tatsy amin'ny Nosy La Réunion ny datin'ny 10 novambra 2012 ny fandraisana ireo horonan-tsary nandritra ny fotoana nitsaboany teny tany.
Voalaza amin'ny antsipirihany ato amin'ireto horonan-tsary ireto avokoa ny fanomanana sy ny fanatanterahana ny fanonganam-panjakàna nataon'i Andry Rajoelina sy ny raharaha 7 febroary 2009. Voatanisa ao ireo anaran'olona maro be sivily sy miaramila izay tompon'antoka voalohany tamin'ireny vanim-potoana manjombona sy mangidy niainan'ny Firenena ireny.
Taiza no nanomanana ny fanafihana teny Ambohitsorohitra? Iza avy no tompon'antoka sy nanomana izany? Inona no tanjona? Iza avy ireo olona nikasa hamono ny Lietnà Kolonely Charles Andrianasoavina teny amin'ny fonjan'i Tsiafahy?
Maro ireo anaran'olona mpanao politika sy miaramila no voatonona ato ary miverimberina matetika amin'ireny ny anaran'Andriamatoa Andry Rajoelina.
Loharanom-baovao: Tananews
taraiky eh, fa tsy manin , zay mintsy ny marina
RépondreSupprimertsara zaraina eny analakely touny fanambarana touny,!!
RépondreSupprimerary mety ra alefa @ talata 11 décembre izao an
Supprimermbola aiza no ahazo an lahhh!!!!mbola ihaona eee!!
RépondreSupprimerEh mon gars !
RépondreSupprimerPourquoi tu ne règles pas ton blème avec les armes ?
Charles, Dieu a bien fait de ne pas te retirer de la course;avec ta jeunesse, tu auras le temps digérer tes méfaits, suis cette route qu'il t'a prescrite, ne perd ton temps à crier sur le toit... d ho Hita eo.
Supprimerbetsaka angeh zavatra nataonao ehh marina zany fa enao ko de tompon adraikitra amin zzao zavatra zao eto amin firenena raha namoka basy ary saika hitifitra nandridra ny fivorina asa raha hitanao reni video mahamenatra reny ka nametrahan i ravalo ny fitondrana directoire militaire io misi oronantsary mirakitra zany tsi azonao hialana pk ainsi raha tia tanindrazana enao tsara ny fanazavanao ny zavatra amrina saingy efa resi enao de zao andriamanitra no hitsara anareo fa tsi ny vahoka malagasy fa anisany topon atoka enao sy namanao amin zava misi eto amin firenena mangata famelana amin andriamanitra ni fahotana amfaty nataonao ka napa hantra ny vahoka malagasy
Supprimertsi manao politika za fa kosa malahelo ny amin toe draraha amin firenena satrie malagasy mahantra